DiscoverAWR Malagasy / Malgache
AWR Malagasy / Malgache
Claim Ownership

AWR Malagasy / Malgache

Author: Adventist World Radio

Subscribed: 141Played: 5,956
Share

Description

Daily Radio Programs in Malagasy (Malgache) from Adventist World Radio
2975 Episodes
Reverse
1- Jesosy Mpamonjy 2- Mofo vita amin39;ny vomanga 3 - Ny tenany ihany 4- Profesora - RAKOTOVAO Jean Louis - hetsika 12-13-14 Mars 2026 5-Misaina ny zavatra any ambony
1 - Vavaka mafana 2 - Ny Sokatra 3 - Ny andro fivavahana ankasitrahana Fizarana voalohany 4 - Mijery lafitsaran-javatra eo amin39;ny hafa 5 - Tanteraka ao amin`i Kristy, fianarana fanampiny
1 - Mahita ny ho avy Andriamanitra 2 - Amanin39;omby ady @ bibikely 3 - Ovay ny famindra - Mananà fanetren-tena 4 - Tokony ho fantatra mahakasika ny tosi-drà 5 - Didin39;olombelona
1 - Azo antoka ny fitantanany 2 - 1000 taom_piadanana 3 - Fitrandrahana hevitra ho lasa asa 02 4 - Tandindona sa tena izy?
1- Ataovy ho loha laharana Andriamanitra 2- Tomoera Amiko 3- Voly iray fianakaviana, fizarana voalohany 4 - Mamaka sy mitombo aoa amin39;i Kristy
1- Tena fitiavana marina 2- Yaourt a boire 3- Ny herin39;ny vavaka 4- PROFESORA - RAKOTOVAO Jean Louis - Hetsika 12-13-14 Mars 2026 5-Ny fahendren39;Andriamanitra sy ny fahalalany
1 - Tsapanao ve ny fitantanan39;Andriamanitra 2 - Mampiasa legiominezy hanatsarana ny tany 3 - Henoy Andriamanitra 4 - Ny hepatite B2( Dr Rinà) 5 - Ny herin`ny filazantsara
1 - Izay tianao atao aminao de ataovy amin39;ny hafa 2 - Asa famonjena 3 - Inona no hiarovan39;ny zatovo ny lalany tsy ho voaloto 4 - Fitrandrahana hevitra ho lasa asa fizarana voalohany 5- Zava-miafain39;Andriamanitra ary nampahafantariny
1 - Hain39;Andriamanitra izay mahasoa anao koa misaora Azy 2 - Fiadiana amin39;ny mety fiakaran39;ny asidra anaty vavony sy tsy fahalevonan-kanina 3 - Didy Voalohany sy faharoa 4 - Ny tokantrano 03 5 - Drafitra mandrakizanin39;Andriamanitra
1- Moa teny tsara sa ratsy no betsaka mivoaka ny vavanao 2- Tsara laza noho ny finoana 3- Fiompiana trondro an-tanimbary fizarana fahenina 4- Raha maharitra amin39;ny finoana hianareo
1- Mampianara anay hanisa ny andronay 2- Soja hafa kely 3- Ody fahotana 4- Andry RAVONINTSOA - Mahintsy- Mpihano mizara sy manaparitaka ny fomba fihainoana ny fandahran39;ny AWR 5- Fahavalo fahiny no efa nampihavaniny ankehitriny
1 - Mihaino aho 2 - Isaia toko faha dimy ambiny dimapolo 3 - Miara-miasakafo @ i Jesosy 4 -Ny fanamarinana @ finoana, fiz faharoa 5 - I Kristy ambonin`ny zavatra rehetra
1 - Mandrosoa hatrany 2 - Bail d39;habitation 3 - Mbola ho tamana eto ihany ve ianao 4 - Hasaro-padin39;ny atidoha 5 - Olom-pirenen`ny lanitra, fianarana fanampiny
1 - Sambatra izay sakaizan39;Andriamanitra 2 - Mangahazo atao koba 3 - Atokiso Andriamanitra 4 - Ny hepatite B1( Dr Rinà) 5 - Ny tsiambaratelon39;ny fifaliana
1 - Tsy hitan39;ny maso nefa tsapan39;ny fo 2 - Jesosy sakaizan39;ny zaza 3 - Ataovy tahaka ny ho an39;ny Tompo 4 - Ny taonan-jatovo sy ny fanabeazana tokony ho azony 5 - Hevero izany
1 - Atolory Ahy 2 - Fisoroana ny diabeta, fiz faharoa 3 - Firaisana ara-nofo 05 4 - Ny tokantrano 01 5 - Mifalia mandrakariva ao amin39;i Tompo
1- Raha misy ta hanaraka Ahy 2- Fialana @ sigara sy sinusite 3- Firaisana ara-nofo Fizarana fahefatra 4- Fifanajana fizarana fahefatra 5- Izay tena manan-danja
1- Famindram-po 2- Manana toky fa ho tody 3- Ny anio ihany no anao Fizarana faharoa 4- Fiompiana trondro an-tanimbary Fizarana fahatelo 5- Ny fiainan39;i Paoly tamin39;ny lasa
1- Avelao ho tantanany 2- Pane cake 3- Aiza no hialako 4- Tsarafidy (Ambohipo) Fizarana sy fampahafantarana ny AWR amin39;ny olona 5- Mifalia ao amin39;ny Tompo
1 - Ahoana ny fiatrehanao ny olana mahazo anao 2 - Isaia toko faha telo ambiny dimapolo 3 - Aza ho mamon-divay 4 -Ny batisa fiz faharoa 5 - Mitoky amin`i Kristy irery ihany
loading
Comments 
loading