DiscoverFPMAAM - Message
FPMAAM - Message
Claim Ownership

FPMAAM - Message

Author: Code Source

Subscribed: 0Played: 0
Share

Description

Messages reçus à la FPMA Aix Marseille
113 Episodes
Reverse
Zanak'i Davida miantso ny zanak'i Timeo quand le fils de David rencontre le fils de Timée, «Dia nijanona Jesosy ka niteny hoe: Antsoy ilay jamba.  Ary niantso azy ny olona ka niteny taminy hoe:  Matokia, mitsangàna fa miantso anao Izy » «Jésus s'arrête et dit : « Appelez-le. »  Les gens appellent l'aveugle en lui disant :  « Courage ! Lève-toi, il t'appelle ! »(Marc 10:49)
"Fa i Maria kosa dia nitadidy izany teny rehetra izany ka nieritreritra azy tao am-pony. Ary ny mpiandry ondry dia niverina nankalaza sy nidera an'Andriamanitra noho ny zavatra rehetra izay reny sy hitany, araka izay nolazaina taminy"«Marie retient tout ce qui s'est passé, elle réfléchit à cela dans son cœur. Ensuite les bergers repartent. Ils rendent gloire à Dieu et chantent sa louange pour tout ce qu'ils ont vu et entendu. En effet, tout s'est passé comme l'ange l'avait annoncé.»(Luc 2:19-20)Nombres 6.22-27 Galates 4.4-7  Luc 2.16-21
Andriamanitra avy monina amintsikaDieu vient habiter au milieu de son peuple«Ary ny Teny dia tonga nofo (olombelona) ka nonina teto amintsika; ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitramendrika ho an'ny Lahitokana avy tamin'ny Ray sady feno fahasoavana sy fahamarinana.»(Jaona 1:14)«La Parole est devenue un homme, et il a habité parmi nous. Nous avons vu sa gloire. Cette gloire, il la reçoit du Père. C'est la gloire du Fils unique, plein d'amour et de vérité.» (Jean 1:14 PDV)Lectures :Esaïe 52.7-10  Hébreux 1.1-6Jean 1.1-18
«Ary i Josefa vadiny, izay lehilahy marina sady tsy ta hanala baraka azy, dia nikasa hisaraka aminy mangingina.»«Joseph, son futur mari, était un homme juste. Il ne voulait pas la livrer au déshonneur. C'estpourquoi il se proposa de rompre ses fiançailles sans en ébruiter la raison.» Matthieu 1:19 BDS Esaïe 7.10-14Matthieu 1.18-25
N'aie pas peur..., je suis vivant pour l'éternité!««...Aoka izay ny tahotra! Izaho no Voalohany sy Farany, dia ilay Velona; efa maty Aho, nefa indro velona mandrakizay mandrakizay, sady manam-pahefana amin'ny fahafatesana sy amin'ny Toeran'ny maty.» (Apôkalipsỳ 1:17-18)«...N'aie pas peur. Moi, je suis le premier et le dernier, le vivant. J'ai été mort, et voici : je suis vivant pour l'éternité ! Je détiens les clés de la mort et du séjour des morts.»(Apocalypse 1:17-18)Actes 5.12-16 Apocalypse 1.9-19Jean 20.19-31
Paska: Kristy velona ho antsika Pâques: Christ vit pour nous «Tsy mbola fantany ny Soratra Masina fa tsy maintsy hitsangana amin'ny maty Jesosy.» «En effet, les disciples n'avaient pas encore compris ce que les Livres Saints annonçaient: Jésus doit se relever de la mort.»
(Jean 20:9 PDV) Soratra masina Actes 10.34-43 Colossiens 3.1-4 Jean 20.1-9
«Satria raha manaiky an'i Jesosy ho Tompo amin'ny vavanao ianao ary mino amin'ny fonao faAndriamanitra efa nanangana Azy tamin'ny maty, dia hovonjena ianao.»(Romana 10:9)«En effet, si de ta bouche, tu déclares que Jésus est Seigneur et si dans ton cœur, tu crois que Dieu l'a ressuscité des morts, tu seras sauvé,»(Romains 10:9 BDS)Deutéronome 26.4-10 Romains 10.8-13Luc 4.1-13
Fiangonana mitombo fahendrena sy tena ary fahasoavana Grandir en sagesse, en stature et en grâceAry Jesosy nitombo fahendrena sy tena ary fahasoavana teo amin'AndriamanitraJésus grandissait en sagesse, en stature et en grâce devant Dieu et devant les hommes.(Luc 2 :52)1 Samuel 1.20-28 1 Jean 3.1-24Luc 2.40-52
Noely famirapiratan'ny Voninahitr'Andriamanitra Noël, rayonnement de la gloire de Dieu«Izy koa no famirapiratan'ny voninahiny sy endriky ny tenany indrindra ary mihazona ny zavatra rehetra amin'ny herin'ny teniny; rehefa nanao fanadiovana hahafaka ny fahotana Izy dia nipetraka eo ankavanan'ny Lehibe any amin'ny avo»(Hebreo 1:3)«Ce Fils est le rayonnement de la gloire de Dieu et l'expression parfaite de son être. Il soutient toutes choses par sa parole puissante et, après avoir accompli la purification des péchés, il siège dans les cieux à la droite du Dieu suprême.»(Hébreux 1:3)LecturesEsaïe 52.7-10 Hébreux 1.1-6Jean 1.1-18
Message d'encouragement du 13 décembre 2015, pour le pasteurVakiteny 1 : Zefania 3 : 14 - 18Vakiteny 2 : Filipiana 4 : 4 - 7Vakiteny 3 : Lioka 3 : 10 - 18
Message du dimanche 22 novembre 2015 apporté par le FaritanyVAKITENY Daniela 7, 13-14 Apokalipsy 1, 5-8Jaona 18, 33-37
«Fa hoy i Elià taminy: –Aza matahotra! Modia ary manaova araka izany voalazanao izany; nefa anaovy mofo kely aho aloha ka ento atỳ amiko, dia izay ianao vao manao ho anao sy ho an'ny zanakao lahy.»«Élie répond à la femme: « N'aie pas peur! Rentre chez toi et fais ce que tu as dit. Seulement, avec ce qui te reste, prépare-moi d'abord une petite galette, et tu me l'apporteras. Ensuite, tu en prépareras une autre pour ton fils et pour toi.»(1 Rois 17:13)Soratra masina1 Rois 17.10-16  Hébreux 9.24-28Marc 12.38-44
Didy Voalohany

Didy Voalohany

2015-11-0927:03

« Hoy ny navalin'i Jesosy: Ny voalohany dia izao: «Mihainoa, ry Israely: Ny TOMPO Andriamanitsika no TOMPO tokana; koa tiava ny TOMPO Andriamanitrao amin'ny fonao manontolo, amin'ny fanahinao manontolo, amin'ny sainao manontolo ary amin'ny herinao rehetra » Marc 12.29-30VAKITENY :HIRA FFPM 212 : 1-2Deteronomia 6 : 2 - 6Hebreo 7 : 23 - 28Marka 12 : 28 - 34
Finoana mampijoro, mampandeha, mampandroso,Seule la confiance en Jésus nous met debout, nous met en marche, nous met sur le chemin.«Ka hoy i Jesoa: –Mandehana, ny finoanao no nahasitrana anao! Dia nahiratra niaraka tamin'izay ilay jamba, ka lasa nanaraka an'i Jesoa teny an-dalana.»(Marka 10:52 DIEM)«Jésus lui dit: «Vas-y, ta foi t'a sauvé.» Aussitôt il retrouva la vue et il suivit Jésus sur le chemin.»Soratra MasinaJérémie 31.7-9Hébreux 5.1-6Marc 10.46-52
Iza moa Aho aminareo?

Iza moa Aho aminareo?

2015-09-2023:11

Iza moa Aho aminareo?"Qui dites-vous que je suis?"«Dia nanontany azy ireo indray i Jesoa hoe: –Fa ianareo kosa, iza moa Aho aminareo? Namaly i Petera ka nanao taminy hoe: –Ianao no ilay Mesia*!»«Alors il leur demanda: – Et vous, qui dites-vous que je suis? Pierre lui répondit: – Tu es le Messie!» (Marka 8:29 DIEM)VakitenyEsaïe 50.5-9  Jacques 2.14-18Marc 8.27-35
Fiangonana misokatra ho amin'ny fiainanaS'ouvrir à la vie«Dia niandrandra ny lanitra i Jesoa sady nisento ary niteny tamin-dralehilahy hoe: –Efatà! (izany hoe: «misokafa!»).»Marka 7:34 DIEM«et regardant vers le ciel, il soupira, et lui dit: Éphatha, c'est-à-dire, ouvre-toi.»Vakiteny• Esaïe 35.4-7• Jacques 2.1-5• Marc 7.31-37
«et regardant vers le ciel, il soupira, et lui dit: Éphatha, c'est-à-dire, ouvre-toi.»Message en français pour les enfants.
Vaincre la médisance
Toi + moi + nous
Quelqu'un s'oppose à toi ?
loading
Comments